Genesisy 42:9 MG1865

9 Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:9 amin'ny teny manodidina.