Genesisy 43:18 MG1865

18 Dia raiki-tahotra ireo lehilahy ireo, satria nampidirina tao an-tranon'i Josefa, ka hoy izy: Maintsy ilay vola naverina tao anatin'ny lasakantsika fahiny va no nampidirana antsika, hivarinany amintsika sy hianjerany amintsika! dia halainy ho andevo isika, ary halainy koa ny borikintsika.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:18 amin'ny teny manodidina.