28 Dia hoy izy: Tsara ihany ny mpanomponao rainay; mbola velona ihany izy. Dia niondrika izy ireo ka niankohoka.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 43
Jereo Genesisy 43:28 amin'ny teny manodidina.