Genesisy 44:1 MG1865

1 Ary Josefa nanome teny ny mpikarakara ny tao an-tranony ka nanao hoe: Fenoy hanina ny lasakan'ireo lehilahy ireo, araka izay zakany ho entina, ary ataovy eo am-bavan'ny lasakany avy ny volan'ny isan-dahy;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:1 amin'ny teny manodidina.