Genesisy 44:14 MG1865

14 Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon'i Josefa (fa mbola tao izy), dia nidaboka tamin'ny tany teo anatrehany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:14 amin'ny teny manodidina.