Genesisy 44:20 MG1865

20 Ary hoy izahay tamin'itompokolahy: Manan-dray lahy antitra izahay sy zandry faralahy, zanaky ny fahanterany; ary maty ny rahalahiny, fa izy irery ihany no zana-dreniny sisa, ary tian'ny rainy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:20 amin'ny teny manodidina.