Genesisy 44:26 MG1865

26 Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha hiaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dralehilahy izahay raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:26 amin'ny teny manodidina.