Genesisy 44:29 MG1865

29 ary raha halainareo hiala eto anoloako koa ity, ka hisy loza hanjo azy koa, dia hampidininareo any amin'ny fiainan-tsi-hita amim-pahoriana ny volo fotsiko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:29 amin'ny teny manodidina.