Genesisy 45:11 MG1865

11 Dia hamelona anao eo aho (fa mbola haharitra dimy taona ny mosary), fandrao ho lany harena ianao sy ny ankohonanao ary izay rehetra anananao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:11 amin'ny teny manodidina.