Genesisy 45:21 MG1865

21 Ary nataon'ny zanak'Isiraely izany, ka dia nomen'i Josefa sariety izy, araka ny tenin'i Farao; ary nomeny vatsy koa ho entiny eny an-dalana izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:21 amin'ny teny manodidina.