27 Dia nolazain'izy ireo ny teny rehetra izay efa nolazain'i Josefa taminy: ary rehefa hitany ny sariety izay efa nampitondrain'i Josefa hitondrana azy, dia izay vao velona indray ny fanahin'i Jakoba rainy
Vakio ny toko manontolo Genesisy 45
Jereo Genesisy 45:27 amin'ny teny manodidina.