3 Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Izaho no Josefa; mbola velona ihany va ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny; fa toran-kovitra teo anatrehany ireo.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 45
Jereo Genesisy 45:3 amin'ny teny manodidina.