Genesisy 46:12 MG1865

12 Ary ny zanakalahin'i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:12 amin'ny teny manodidina.