Genesisy 46:25 MG1865

25 Ireo no zanakalahin'i Bila, izay nomen'i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak'i Jakoba; fito no isan'izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:25 amin'ny teny manodidina.