Genesisy 46:27 MG1865

27 Ary ny zanakalahin'i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roa lahy; ny isan'ny terak'i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fito-polo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:27 amin'ny teny manodidina.