Genesisy 46:29 MG1865

29 Ary Josefa nampanamboatra ny kalesiny, dia niakatra hitsena an'Isiraely rainy tany Gosena izy; ary raha niseho taminy izy, dia namihina ny vozony ka nitomany ela teo amin'ny vozony.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:29 amin'ny teny manodidina.