Genesisy 46:3 MG1865

3 Dia hoy Izy: Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitry ny rainao; aza matahotra hidina any Egypta ianao, fa hataoko firenena lehibe any ianao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:3 amin'ny teny manodidina.