Genesisy 46:34 MG1865

34 dia izao no havalinareo: Miompy omby aman'ondry no raharaha fanaon'ny mpanomponao, hatry ny fony vao zaza ka ambaraka ankehitriny, dia izahay sy ny razanay koa mba hahazoanareo monina ao amin'ny tany Gosena, satria fahavetavetana amin'ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:34 amin'ny teny manodidina.