Genesisy 47:14 MG1865

14 Dia nangonin'i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin'ny tany Egypta sy tany amin'ny tany Kanana, dia izay vidin'ny vary novidin'ny olona, ka nampidirin'i Josefa tao an-tranon'i Farao ny vola.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:14 amin'ny teny manodidina.