Genesisy 47:19 MG1865

19 nahoana no dia ho faty izahay eto anatrehanao, dia izahay sy ny taninay? Takalozy hanina ny tenanay sy ny taninay, dia ho mpanompon'i Farao izahay sy ny taninay: ary omeo voa hafafy izahay, mba ho velona, fa tsy ho faty, ary mba tsy ho lao ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:19 amin'ny teny manodidina.