Genesisy 47:23 MG1865

23 Dia hoy Josefa tamin'ny olona: Indro, efa voavidiko androany ianareo sy ny taninareo ho an'i Farao; koa indreny ny voa hafafinareo, dia hofafazanareo ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:23 amin'ny teny manodidina.