Genesisy 47:28 MG1865

28 Ary ny andro niainan'i Jakoba tao amin'ny tany Egypta dia fito ambin'ny folo taona; koa ny andro rehetra niainan'i Jakoba dia fito amby efa-polo amby zato taona.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:28 amin'ny teny manodidina.