Genesisy 47:7 MG1865

7 Dia nentin'i Josefa ho eo anatrehan'i Farao Jakoba rainy; ary Jakoba dia nisaotra an'i Farao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:7 amin'ny teny manodidina.