Genesisy 47:9 MG1865

9 Dia hoy Jakoba tamin'i Farao: Telo-polo amby zato taona no andro nivahiniako; sady vitsy no ratsy ny andro niainako ka tsy nahatratra ny andro niainan'ny razako tamin'ny andro nivahiniany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:9 amin'ny teny manodidina.