15 Dia nitso-drano an'i Josefa izy ka nanao hoe: Andriamanitra, Izay nandehanan'i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra, Izay Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,
Vakio ny toko manontolo Genesisy 48
Jereo Genesisy 48:15 amin'ny teny manodidina.