9 Ary hoy Josefa tamin-drainy: Zanako ireto, izay nomen'Andriamanitra ahy tatỳ. Ary hoy izy : Masìna ianao, ento eto amiko izy, dia hotsofiko rano.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 48
Jereo Genesisy 48:9 amin'ny teny manodidina.