Genesisy 49:13 MG1865

13 ZEBOLONA, ao amoron-dranomasina no honenany, dia ao amoron-dranomasina fitodian-tsambo; ary ny sisin-taniny hifanolotra amin'i Sidona.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:13 amin'ny teny manodidina.