Genesisy 49:15 MG1865

15 Ary hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, sady mahafinaritra ny tany; dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy ka tonga mpanompo mandoa hetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:15 amin'ny teny manodidina.