Genesisy 49:25 MG1865

25 Avy amin'ny Andriamanitry ny rainao, ka Izy hamonjy anao avy amin'ny Tsitoha, ka Izy hitahy anao: Dia fitahiana avy amin'ny lanitra any ambony, sy fitahiana avy amin'ny lalina, izay mamitsaka any ambany, ary fitahiana avy amin'ny nono sy ny kibo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:25 amin'ny teny manodidina.