28 Ireo rehetra ireo no firenen'ny Isiraely roa ambin'ny folo; ary izany no nolazain'ny rainy taminy sy nitsofany rano azy; samy araka ny tso-drano izay tokony ho azy avy no nitsofany rano azy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 49
Jereo Genesisy 49:28 amin'ny teny manodidina.