Genesisy 49:30 MG1865

30 ao anatin'ny zohy izay any amin'ny saha Makpela, izay tandrifin'i Mamre, any amin'ny tany Kanana, dia ilay novidin'i Abrahama mbamin'ny saha tamin'i Efrona Hetita ho tany fandevenana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:30 amin'ny teny manodidina.