7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, ary ny fahavinirany, fa loza izany; hampihahakahaka azy eny amin'i Jakoba aho, ary hanely azy eny amin'Isiraely.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 49
Jereo Genesisy 49:7 amin'ny teny manodidina.