Genesisy 5:13 MG1865

13 Ary ny andro niainan'i Kenana taorian'ny niterahany an'i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 5

Jereo Genesisy 5:13 amin'ny teny manodidina.