16 Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 5
Jereo Genesisy 5:16 amin'ny teny manodidina.