Genesisy 5:26 MG1865

26 Ary ny andro niainan'i Metosela taorian'ny niterahany an'i Lameka dia roa amby valo-polo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 5

Jereo Genesisy 5:26 amin'ny teny manodidina.