Genesisy 5:31 MG1865

31 Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 5

Jereo Genesisy 5:31 amin'ny teny manodidina.