Genesisy 5:4 MG1865

4 Ary ny andron'i Adama taorian'ny niterahany an'i Seta dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 5

Jereo Genesisy 5:4 amin'ny teny manodidina.