Genesisy 50:15 MG1865

15 Ary rehefa hitan'ny rahalahin'i Josefa fa maty ny rainy, dia hoy izy: Andrao hanao fo-lentika amintsika Josefa ka hamaly antsika tokoa noho izay ratsy rehetra nataontsika taminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:15 amin'ny teny manodidina.