Genesisy 50:17 MG1865

17 ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin'i Josefa: Mamela re ny fahadisoan'ny rahalahinao sy ny fahotany, fa efa nanao ratsy taminao izy; eny, mamela ankehitriny ny fahadisoan'ny mpanompon'ny Andriamanitry ny rainao. Dia nitomany Josefa, raha niteny taminy izy ireo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:17 amin'ny teny manodidina.