21 Koa ankehitriny, aza matahotra ianareo; fa izaho hamelona anareo sy ny zanakareo madinika. Dia nampionona azy sy nanao teny malefaka nahafinaritra azy izy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 50
Jereo Genesisy 50:21 amin'ny teny manodidina.