Genesisy 50:26 MG1865

26 Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin'ny vata tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:26 amin'ny teny manodidina.