Genesisy 50:5 MG1865

5 Ny raiko efa nampianiana ahy ka nanao hoe: Indro, ho faty aho; koa ao amin'ny fasako, izay nohadiko ho ahy any amin'ny tany Kanana, dia ao no andeveno ahy. Koa ankehitriny, trarantitra ianao, aoka aho hiakatra handevina ny raiko, dia hiverina atỳ indray.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:5 amin'ny teny manodidina.