Genesisy 6:12 MG1865

12 dia hitan'Andriamanitra ny tany, ka, indro, efa simba izy; fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny lalany avy tambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:12 amin'ny teny manodidina.