Genesisy 6:21 MG1865

21 Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an'ireo koa izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:21 amin'ny teny manodidina.