Genesisy 6:3 MG1865

3 Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:3 amin'ny teny manodidina.