Genesisy 6:5 MG1865

5 Ary hitan'i Jehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:5 amin'ny teny manodidina.