Genesisy 6:7 MG1865

7 Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy ambonin'ny tany ny olona izay noforoniko, hatramin'ny olona ka hatramin'ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisaka mbamin'ny voro-manidina; fa manenina Aho noho ny nanaovako azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:7 amin'ny teny manodidina.