1 Ary hoy Jehovah tamin'i Noa: Midira ao anatin'ny sambo-fiara ianao mbamin'ny ankohonanao rehetra, satria ianao no hitako fa marina eo anatrehako amin'izao olona miara-belona aminao izao.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 7
Jereo Genesisy 7:1 amin'ny teny manodidina.