Genesisy 7:13 MG1865

13 Androtrizay indrindra dia efa tafiditra tao anatin'ny sambo-fiara Noa, sy Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin'i Noa, mbamin'ny vadin'i Noa, ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 7

Jereo Genesisy 7:13 amin'ny teny manodidina.