Genesisy 7:15 MG1865

15 Dia niditra tao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara ireo, dia tsiroaroa avy tamin'ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 7

Jereo Genesisy 7:15 amin'ny teny manodidina.